![]() Vokatr’izay dia nampakatra Fitsarana ny Fibasom, ka ny alakamisy teo no nandalo teo anoloan’ny Fampanoavana ny raharaha. ![]() ![]() Taty aoriana anefa dia voalaza fa nivadika amin’ny fifampitokisana ny Kaominina ambonivohitra Mahajanga. Mianjady amin’ny mpitondra ny Kaominina ankehitriny ny tsy fandoavana trosa nataon’ny mpitantana tany aloha.Īnkehitriny, raikitra ny ady eo amin’ny Kaominina Mahajanga renivohitra sy ny orinasa Fibasom, noho ny voalaza fa tsy fandoavana trosa an-tapitrisany.Įfa tamin’ny taona 1999 no nifanaraka ny roa tonga fa afaka maka fitaovana ilaina ao anatin’ny birao any amin’ity orinasa ity ny Kaominina, ho fampandehanan-draharaha. TSY FANDOAVANA TROSA : Mifanolana eny amin’ny Fitsarana ny Fibasom sy ny Kaominina Mahajanga renivohitra
0 Comments
Leave a Reply. |
AuthorWrite something about yourself. No need to be fancy, just an overview. ArchivesCategories |